
Niarahana namoaka tamin'ny trano famoahana boky malaza Revue Noire any Paris.
Hakanto Contemporary I
© Hakanto Contemporary . 2023
Nankalazana ny faha efa-taona voalohany nisian’ny Hakanto Contemporary ny dingana fototra ho an'ny famoahana ny katalaogin'ny fampirantiany voalohany.
Ity boky ity dia fitambaran'ireo fampirantiana enina voalohan'ny Hakanto Contemporary nanomboka tamin'ny 2020 ka hatramin'ny 2023. Mirakitra ny tantaran'ny foibe, ny fanoloran-tenany, ary koa ny dian'ireo mpanakanto tohanany izy io.