FAMPAHAFANTARANA
MPITANTANA NY TRANONKALA
Ny tranonkala dia tantanin'ny :
Hakanto Contemporary
Espace d'art contemporain
ADIRESY : ZFI Ankadimbahoaka, Antananarivo 101, Madagasikara
LAHARANA FINDAY : +261 32 05 063 36
ADIRESY MAILAKA : contact@hakantocontemporary.org
TOMPON’ANDRAIKITRA NY FAMOAHANA
Ireo talen'ny famoahana sy mpandrindra ny votoatin’ny tranonkala dia i :
Joël Andrianomearisoa sy Hasnaine Yavarhoussen.
MPISEHATRA FAMPIATRANOANA NY TRANONKALA
Ny tranonkala dia ampiantranoin'ny :
Ovhcloud SAS
Adiresy : 2 rue Kellermann, 59100 Roubaix, Frantsa
Tranonkala : www.ovhcloud.com
FIZAKA-MANANA ARA-TSAINA
Ny tranonkala manontolo (ny firafiny, ny fisehony, ny sary, ny sangan'asa ara-kanto, ny sary vita tànana, ny lahatsoratra ary ny sary fanehoana) dia arovan'ny lalàna momba ny zon'ny mpamorona sy ny fizaka-manana ara-tsaina. Voafetran’ny lalana avokoa ny zo rehetra amin'ny famokarana dika mitovy, ao anatin'izany ny fanehoana amin'ny sary famaritana sy sary alaina.
Voarara tanteraka ny fandikana mitovy, ny fanehoana na ny fizarana ity tranonkala ity amin’ny ampahany na manontolo, na inona na inona fitaovana ampiasaina, raha tsy nahazoana alalana an-tsoratra mazava avy amin'ny Hakanto Contemporary na ireo mpanakanto voakasika. Ny fanaovana izany dia heverina ho fanaovana hosoka.
FIFANDRAISANA
Raha misy fanontaniana na fangatahana fanazavana momba ny tranonkala, dia azonao atao ny mifandray aminay amin'ity adiresy manaraka ity : contact@hakantocontemporary.org.
