POLITIKA
MOMBA NY COOKIES

INONA NO ATAO HOE COOKIE ?

Ny cookie dia rakitra an-tsoratra kely apetraky ny mpitety tranonkala ao amin'ny fitaovanao ampiasainao rehefa mitsidika tranonkala iray ianao. Ny cookie dia ahafahana mitadidy ny safidinao amin'ny fitsidihana tranonkala na miaro ny fampiasanao Internet.



IREO COOKIES AMPIASAINA ATO AMIN'NY TRANONKALANAY

Sokajy cookies roa lehibe no ampiasainay :


COOKIES ARA-TEKNIKA SY ARA-PIASANA —Tena ilaina amin'ny fampandehanana ara-dalàna ny tranonkala izy ireo (ohatra, mba hitadidiana ny fiteny nosafidinao : frantsay, anglisy na malagasy). Tsy manangona angona manokana izy ireo.

COOKIES AMIN'NY FAMPIASANA HAFA —Mety hampiasa môdioly hafa ny tranonkalanay (toy ny carrousel sary Swiper na ny fampidirana ireo korian'ny tambajotra sosialy). Ireo môdioly avy amin'ny antoko fahatelo ireo dia mety hametraka cookies ara-teknika indraindray mba hahazoana antoka ny fampisehoana sy ny fifandraisana amin'ny votoaty.



FITANTANANA SY FANDRINDRANA NY COOKIES

Manaiky ny cookies mandeha hoazy ny ankamaroan'ny mpitety trankonkala. Mbola azonao atao ny mandrindra ny mpitety tranonkala mba handà ny fametrahana cookies, na hampilaza anao alohan'ny hitehirizana cookie iray.

Tadidio fa ny fanakanana tanteraka ny cookies ara-teknika sy ara-piasana dia mety hanakorontana ny fitsidihanao ny tranonkala (indrindra ny fitazonana ny fiteny tianao hampiasaina amin'ny pejy iray mankany amin'ny pejy iray hafa).