HAKANTO
HOUSE

HAKANTO HOUSE


12 rue Rakotonirina Stanislas

Isoraka . Antananarivo


GOOGLE MAP

INSTAGRAM  


FAMANDRIHANA TRANO FANDRAISAM-BAHINY


reservation@hakantohouse.com


FAMANDRIHANA TRANO FISAKAFOANANA


restaurant@hakantohouse.com

TOERANA IRAY IAINAN’NY HEVITRA . NY FAMORONANA ARY NY FIAINANA

Hakanto Contemporary va au-delà d'un espace d'exposition, c'est

Mihoatra lavitra noho ny toerana fampirantiana fotsiny i Hakanto Contemporary: toerana iray hisainana, hamoronana ary hiainana ny zavakanto.

Ho fitohizan’ny hevitra vohizin’i Hakanto Contemporary hatrizay no mampijoro an’i Hakanto House ho toerana iray hiainana ny kanto isak’ireo finiavana sy ireo fahamarinan-kanto.

Hakanto House dia niainga tamina finiavana, fihetseham-po ary vina ara-javakanto lalimpaka sy miavaka.

Hakanto House dia novolavolain’i Joël Andrianomearisoa ary mampitohy hatrany ireo lalan-tsaina sy soatoavina entin’i Hakanto Contemporary : toerana manan-danja, manome sehatra ny kanto, toerana hiainana sy ahatsapahana, miorim-paka tanteraka eto Antananarivo

Hakanto House dia toerana fivahiniana, fisakafoana, ambohipihaonana ary indrindra habaka hifanakalozana zava-kanto.